Mark 5:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niala teo an-tsambokely Izy, avy hatrany dia nifanena Taminy avy tany amin’ny fasana ny lehilahy iray, azom-panahy maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka vao niala tao an-tsambo kely Izy, dia inty nisy lehilahy anankiray azon’ny fanahy maloto avy tany am-pasana nanatona Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao niala tao an-tsambokely i Jesoa, dia indro nisy lehilahy nipoitra avy eny amin’ny fasana, tonga nitsena Azy. Azon’ny fanahy maloto ralehilahy,
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala teo an-tsambokely Izy, niaraka tamin'izay dia nisy lehilahy azom-panahy maloto nivoaka avy teny amin'ny fasana ka nifanena taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niala teo an-tsambokely Izy, avy hatrany dia nifanena Taminy avy tany amin’ny fasana ny lehilahy iray, azom-panahy maloto.
malagasy
Ary nony niala teo an-tsambokely Izy, niaraka tamin'izay dia nisy lehilahy azom-panahy maloto nivoaka avy teny amin'ny fasana ka nifanena taminy,