Mark 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zava-dehibe efa nataon’i Jesosy taminy. Dia gaga ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia lasa izy ka nampiely tany Dekapôly ny zavatra rehetra nataon’i Jesoa taminy, ary gaga ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ralehilahy nanao antso avo, eran’ny faritany atao hoe Dekapôly, izay rehetra nataon’i Jesoa taminy; ka dia gaga avokoa ny olona.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon'i Jesosy taminy; ka dia gaga ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zava-dehibe efa nataon’i Jesosy taminy. Dia gaga ny olona rehetra.
malagasy
Dia nandeha izy ka nitory tany Dekapolisy izay zavatra lehibe efa nataon'i Jesosy taminy; ka dia gaga ny olona rehetra.