Mark 5:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny ampita dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo Aminy. Ary teo amoron-dranomasina Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa niondrana tamin’ny sambo kely i Jesoa ka tafita indray, dia nitangoronan’ny vahoaka teo amoron-dranomasina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina an-tsambokely teny ampita i Jesoa, dia vahoaka maro no nitangorona nanatona Azy, fa Izy kosa nijanona teo amoron’ny farihy ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny am-pita, dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy; ary teo amoron-dranomasina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny ampita dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo Aminy. Ary teo amoron-dranomasina Izy.
malagasy
Ary rehefa nita an-tsambokely indray Jesosy ka tonga teny am-pita, dia nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy; ary teo amoron-dranomasina Izy.