Mark 5:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia avy ny anankiray amin’ny lehiben’ny sinagoga atao hoe Jaira, ka nony nahita Azy dia niankohoka tamin’ny tongony izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia avy ny anankiray tamin’ireo lehiben’ny sinagôga, atao hoe Jaîro; raha vao nahita an’i Jesoa izy, dia niankohoka teo an-tongony
Malagasy Bible 1865
Dia avy ny anankiray tamin'ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an'i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin'ny tongony
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia avy ny mpanapaka ny sinagoga* iray, Jairo no anarany. Rehefa nahita an’i Jesosy izy dia niankohoka teo an-tongony
malagasy
Dia avy ny anankiray tamin'ny mpanapaka ny synagoga, Jairo no anarany; ary rehefa nahita an'i Jesosy izy, dia niankohoka teo amin'ny tongony