Mark 5:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha niaraka taminy Jesosy. Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanizina Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha niaraka taminy Izy, ary be ny vahoaka nanaraka Azy sy nifanety taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa niaraka tamin’i Jaîro i Jesoa. Vahoaka nifanitsa-kitro no nitanjozotra nanaraka Azy, ka nifanety taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha niaraka taminy Izy; ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanety taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha niaraka taminy Jesosy. Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanizina Taminy.
malagasy
Dia nandeha niaraka taminy Izy; ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ka nifanety taminy.