Mark 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy iray izay efa narary nandeha ra nandritra ny roa amby folo taona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vehivavy anankiray nitsi-dra roa ambin’ny folo taona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy vehivavy marary mitsi-dra nandritra ny 12 taona;
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy anankiray izay efa narary roa ambin'ny folo taona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy iray izay efa narary nandeha ra nandritra ny roa amby folo taona
malagasy
Ary nisy vehivavy anankiray izay efa narary roa ambin'ny folo taona