Mark 5:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay efa niaritra zavatra mafy betsaka tamin’ny mpanao fanafody maro sy nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nihatsara velively, fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
efa niaritra zavatra mafy maro tamin’ny dokotera maro izy io ka lany fananana tamin’izany rehetra izany, nefa tsy nihatsara velively fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza.
Malagasy Bible 1865
sady efa niaritra zavatra be tamin'ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza.
malagasy
sady efa niaritra zavatra be tamin'ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza;