Mark 5:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahare ny amin’i Jesosy izy dia nankao aorianany namakivaky ny vahoaka ary nikasika ny akanjony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahare ny amin’i Jesoa izy, dia nisisika tamin’ny vahoaka ka nanendry ny akanjony avy ao ivohony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre ny amin’i Jesoa ravehivavy, dia lasa nifanjevo tamin’ny vahoaka avy tao ivoho, ka nikasika ny lamban’i Jesoa
Malagasy Bible 1865
koa rehefa nahare ny amin'i Jesosy izy, dia nankeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahare ny amin’i Jesosy izy dia nankao aorianany namakivaky ny vahoaka ary nikasika ny akanjony.
malagasy
koa rehefa nahare ny amin'i Jesosy izy, dia nankeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany.