Mark 5:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voakasiko dia ho sitrana aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy izy: «Na dia ny fitafiany ihany aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa hoy mantsy izy: «Na dia ny lambany ihany aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voakasiko dia ho sitrana aho.
malagasy
Fa hoy izy: Na dia ny fitafiany ihany aza no voatendriko, dia ho sitrana aho.[Gr. voavonjy]