Mark 5:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia ritra ny loharanon’aretiny ka tsaroany tao amin’ny tenany fa sitrana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ritra niaraka tamin’izay ny loharanon’aretiny, ka tsaroany tao amin’ny tenany fa sitrana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ritra niaraka tamin’izay ny loharanon’aretiny, ka tsapany tao amin’ny tenany fa sitrana tsy nandeha ra intsony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia ritra ny loharanon'aretiny, ka tsaroany tao amin'ny tenany fa sitrana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia ritra ny loharanon’aretiny ka tsaroany tao amin’ny tenany fa sitrana izy.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia ritra ny loharanon'aretiny, ka tsaroany tao amin'ny tenany fa sitrana izy.[Gr. fandehanan'ny ràny]