Mark 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny amin’ny fasana izy io no nitoetra ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin’ny rojo vy aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tany am-pasana izy io no nitoetra, ary tsy nisy olona nahatana azy am-patorana intsony na dia tamin’ny gadra aza,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka teny amin’ny fasana no niorim-ponenana ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin’ny rojo vy aza.
Malagasy Bible 1865
fa nitoetra tao amin'ny fasana izy; ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin'ny gadra aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny amin’ny fasana izy io no nitoetra ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin’ny rojo vy aza.
malagasy
fa nitoetra tao amin'ny fasana izy; ary tsy nisy olona nahafatotra azy intsony na dia tamin'ny gadra aza.