Mark 5:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary teo no eo dia fantatr’i Jesosy fa nisy hery niala Taminy ka nihodina teo afovoan’ny vahoaka Izy sady niteny hoe: Iza izany nikasika ny akanjoko izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo no ho eo ihany dia fantatr’i Jesoa fa nisy hery nivoaka tamin’ny Tenany, ka nitodika ny vahoaka Izy nanao hoe: «Iza no nanendry ny fitafiako?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay koa dia tsapan’i Jesoa fa nisy hery niala avy tao aminy; ka niherikerika teo afovoan’ny vahoaka Izy nanontany hoe: –Iza no nikasika ny lambako teo?
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia fantatr'i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan'ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary teo no eo dia fantatr’i Jesosy fa nisy hery niala Taminy ka nihodina teo afovoan’ny vahoaka Izy sady niteny hoe: Iza izany nikasika ny akanjoko izany?
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia fantatr'i Jesosy fa nisy hery niala taminy, dia nihodina teo afovoan'ny vahoaka Izy ka nanao hoe: Iza izany nanendry ny lambako izany?