Mark 5:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanositosika Aminao izao, koa hoy Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpianany taminy: «Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao ka Ianao manontany hoe: ‹Iza no nanendry ahy?› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpianany taminy: –Hitanao ireto vahoaka mifanety aminao, ka hoy indray Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanositosika Aminao izao, koa hoy Ianao hoe: Iza no nikasika Ahy?
malagasy
Fa hoy ny mpianany taminy: Hitanao izao vahoaka mifanety aminao izao, ka hoy Hianao va: Iza no nanendry Ahy?