Mark 5:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nijery manodidina Izy hahitany ilay nanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijerijery manodidina Azy Izy hizaha ilay vehivavy izay nanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanopy maso manodidina Azy i Jesoa mba hijery ilay vehivavy izay efa nanao izany.
Malagasy Bible 1865
Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nijery manodidina Izy hahitany ilay nanao izany.
malagasy
Ary nijery manodidina Izy hizaha ny vehivavy izay efa nanao izany.