Mark 5:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia raiki-tahotra sady toran-kovitra Ravehivavy satria fantany izay nitranga taminy, koa nankeo Aminy izy sady niankohoka teo anatrehany ary nanambara Taminy ny marina rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natahotra ravehivavy sy tera-kovitra satria fantany izay tonga taminy, ka nanatona Azy sy niankohoka teo anatrehany izy, dia nilaza ny marina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia raiki-tahotra sady nangovitra ravehivavy satria nahalala tsara ny zavatra nitranga tao aminy; ka tonga niankohoka teo anatrehan’i Jesoa izy ary nilaza taminy ny marina rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa raiki-tahotra sady tora-kovitra ravehivavy, satria fantany izay natao taminy, ka dia nankeo aminy izy ka niankohoka teo anatrehany ary nanambara taminy ny marina rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia raiki-tahotra sady toran-kovitra Ravehivavy satria fantany izay nitranga taminy, koa nankeo Aminy izy sady niankohoka teo anatrehany ary nanambara Taminy ny marina rehetra.
malagasy
Fa raiki-tahotra sady tora-kovitra ravehivavy, satria fantany izay natao taminy, ka dia nankeo aminy izy ka niankohoka teo anatrehany ary nanambara taminy ny marina rehetra.