Mark 5:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana amin’ny fiadanana ary sitràna amin’ny aretinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Anaka, ny finoanao no nahavonjy anao; mandehana amim-piadanana, ary sitràna amin’ny aretinao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Ny finoanao, anaka, no nahasitrana anao! Ndeha àry ka veloma finaritra, mitohiza fahasalamana soa aman-tsara!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao: mandehana soa aman-tsara, ary sitràna amin'ny aretinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana amin’ny fiadanana ary sitràna amin’ny aretinao.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao: mandehana soa aman-tsara, ary sitràna amin'ny aretinao.[Gr. namonjy]