Mark 5:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny Jesosy dia nisy olona tonga avy tany amin’ilay mpanapaka ny sinagoga ka nilaza hoe: Efa maty ny zanakao vavy; koa nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny i Jesoa, dia tonga ny avy any an-tranon’ilay lehiben’ny sinagoga ka nanao taminy hoe: «Maty ny zanakao vavy, ka nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niteny i Jesoa, dia nisy iraka tonga avy tany an-tranon’ity lehiben’ny sinagôga ka nanao tamin’i Jaîro hoe: –Efa maty ny zanakao vavy, ka nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?
Malagasy Bible 1865
Raha mbola niteny Jesosy, dia nisy tonga avy tany amin'ilay mpanapaka ny synagoga ka nanao hoe: Efa maty ny zanakao-vavy; nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny Jesosy dia nisy olona tonga avy tany amin’ilay mpanapaka ny sinagoga ka nilaza hoe: Efa maty ny zanakao vavy; koa nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?
malagasy
Raha mbola niteny Jesosy, dia nisy tonga avy tany amin'ilay mpanapaka ny synagoga ka nanao hoe: Efa maty ny zanakao-vavy; nahoana ianao no mbola manahirana ny Mpampianatra ihany?