Mark 5:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nahoan’i Jesosy anefa izany teny nataony izany, fa hoy Izy tamin’ilay mpanapaka ny sinagoga: Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nony nandre izany teny izany i Jesoa dia nilaza tamin’ilay lehiben’ny sinagoga hoe: «Aza matahotra, fa minoa fotsiny ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nahoan’i Jesoa izany teny izany, ka hoy Izy tamin’ilay lehiben’ny sinagôga: –Aza matahotra, minoa fotsiny ihany!
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nahoan'i Jesosy izany teny nataony izany, fa hoy Izy tamin'ilay mpanapaka ny synagoga: Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nahoan’i Jesosy anefa izany teny nataony izany, fa hoy Izy tamin’ilay mpanapaka ny sinagoga: Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.
malagasy
Fa tsy nahoan'i Jesosy izany teny nataony izany, fa hoy Izy tamin'ilay mpanapaka ny synagoga: Aza matahotra, minoa fotsiny ihany.[Na: Ary nony ren'i Jesosy ny teny nataony, dia]