Mark 5:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao an-tranon’ilay mpanapaka ny sinagoga izy ireo ka hitan’i Jesosy ny fikotaban’ny olona izay nitomany sy ninaonaona be ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony tonga tany an-tranon’ilay lehiben’ny sinagoga izy ireo, dia olona nikorontana sy nitomany ary ninaonaona be ihany no hitan’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankao an-tranon’ilay lehiben’ny sinagôga izy efa-mianaka, ary hitan’i Jesoa ireto olona misomaritaka sy mitomany ary mikiakiaka.
Malagasy Bible 1865
Ary dia tonga tao an-tranon'ilay mpanapaka ny synagoga izy ireo, ka hitan'i Jesosy ny tabataba, dia ny olona izay nitomany sy ninaonaona be ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao an-tranon’ilay mpanapaka ny sinagoga izy ireo ka hitan’i Jesosy ny fikotaban’ny olona izay nitomany sy ninaonaona be ihany.
malagasy
Ary dia tonga tao an-tranon'ilay mpanapaka ny synagoga izy ireo, ka hitan'i Jesosy ny tabataba, dia ny olona izay nitomany sy ninaonaona be ihany.