Mark 5:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitsangana niaraka tamin’izay Razazavavy ka afaka nandeha; fa efa roa amby folo taona izy. Dia talanjona indrindra ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay dia nitsangana razazavavy ka namindra fa efa roa ambin’ny folo taona izy, dia talanjona indrindra ny olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana niaraka tamin’izay razazavavy, ka nandehandeha, fa efa feno 12 taona. Ary dia talanjona aoka izany ny olona teo;
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana niaraka tamin'izay razazavavy ka afa-nandeha; fa efa roa ambin'ny folo taona izy. Ary niaraka tamin'izay dia talanjona indrindra ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitsangana niaraka tamin’izay Razazavavy ka afaka nandeha; fa efa roa amby folo taona izy. Dia talanjona indrindra ny olona.
malagasy
Dia nitsangana niaraka tamin'izay razazavavy ka afa-nandeha; fa efa roa ambin'ny folo taona izy. Ary niaraka tamin'izay dia talanjona indrindra ny olona.Ary Jesosy nandrara azy mafy mba tsy ho fantatr'olona izany; ary nasainy nomena hanina razazavavy.