Mark 5:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mandrakariva, na andro na alina, dia nitoetra teny amin’ny fasana sy teny an-tendrombohitra izy ka ninananana sady niteti-tena tamin’ny vato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mandrakariva dia any am-pasana sy any an-tendrombohitra any foana izy no mirenireny na andro na alina, sady minananàna no mandrà-tena amin’ny vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na andro na alina dia teny amin’ny fasana sy tany an-tendrombohitra tany foana izy, niantsoantso sy nandratra tena tamin’ny vato.
Malagasy Bible 1865
Ary mandrakariva, na andro na alina, dia nitoetra teny amin'ny fasana sy teny an-tendrombohitra izy ka ninananana sady niteti-tena tamin'ny vato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mandrakariva, na andro na alina, dia nitoetra teny amin’ny fasana sy teny an-tendrombohitra izy ka ninananana sady niteti-tena tamin’ny vato.
malagasy
Ary mandrakariva, na andro na alina, dia nitoetra teny amin'ny fasana sy teny an-tendrombohitra izy ka ninananana sady niteti-tena tamin'ny vato.