Mark 5:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary hoy izy: Legiona no anarako, satria maro izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanontany azy Izy nanao hoe: «Iza no anaranao?» Dia novaliany hoe: «Lejiona no anarako, fa betsaka izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanontany an-dralehilahy i Jesoa nanao hoe: –Iza no anaranao? Ka namaly izy hoe: –Tafika no anarako, satria maro izahay!
Malagasy Bible 1865
Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary hoy izy: Legiona no anarako, satria maro izahay.
malagasy
Dia nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Ary izy namaly hoe: Legiona no anarako, satria maro izahay.