Mark 6:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala teo Izy ka tonga tany amin’ny tanànany ary niaraka Taminy koa ny mpianany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niala teo Izy dia nankany amin’ny tany nahabe Azy, ary nanaraka Azy ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala teo i Jesoa ka nankany amin’ny tanàna nahabe Azy, ary nanaraka Azy tany koa ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary niala teo Izy ka tonga tany amin'ny taniny, sady nanaraka Azy ny mpianany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala teo Izy ka tonga tany amin’ny tanànany ary niaraka Taminy koa ny mpianany.
malagasy
Ary niala teo Izy ka tonga tany amin'ny taniny, sady nanaraka Azy ny mpianany.