Mark 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Izy taminy: Izay trano idiranareo dia mitoera ao mandra-pialanareo any.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa Izy taminy: «Na aiza na aiza halehanareo, dia mitoera amin’izay trano hidiranareo ambara-pialanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy koa Izy taminy: –Izay trano hampandrosoana anareo no itoero mandra-pialanareo ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy taminy: Izay trano hidiranareo, dia mitoera ao mandra-pialanareo any.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Izy taminy: Izay trano idiranareo dia mitoera ao mandra-pialanareo any.
malagasy
Ary hoy koa Izy taminy: Izay trano hidiranareo, dia mitoera ao mandra-pialanareo any.