Mark 6:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay tanàna tsy mampandroso anareo na tsy mihaino anareo, rehefa miala tao ianareo, dia ahintsano ny vovoka ao am-paladianareo ho vavolombelona aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy tsy mampiantrano na tsy mihaino anareo, dia mialà ao ka ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo ho fiampangana azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay toerana tsy handraisan’ny olona anareo na tsy hihainoany anareo, dia ialao; ka ahintsano eo ny vovoka avy amin’ny tongotrareo ho fiampangana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izay tanàna tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino anareo, raha miala ianareo, dia ahintsano ny vovoka ao am-paladianareo ho vavolombelona aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay tanàna tsy mampandroso anareo na tsy mihaino anareo, rehefa miala tao ianareo, dia ahintsano ny vovoka ao am-paladianareo ho vavolombelona aminy.
malagasy
Ary izay tanàna tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino anareo, raha miala ianareo, dia ahintsano ny vovoka ao am-paladianareo ho vavolombelona aminy.