Mark 6:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha izy ireo ka nitory tamin’ny olona fa tsy maintsy mibebaka izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa izy 12 lahy ary nitory tamin’ny olona fa hoe tokony hiala amin’ny toe-dratsy.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona.
malagasy
Dia lasa nandeha izy ireo ka nitory fa tokony hibebaka ny olona.