Mark 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary demonia maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy nandroaka demony maro, ary nanosotra diloilo ny marary betsaka sy nanasitrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Demony maro no noroahiny ary marary maro no nohosorany diloilo ka nositraniny.
Malagasy Bible 1865
Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary demonia* maro no noroahiny; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.
malagasy
Ary demonia maro no navoakany; ary nohosorany diloilo ny marary maro ka nositraniny.