Mark 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny sasany: I Elia izany; ary hoy ny sasany: Mpaminany sahala amin’ny mpaminany hafa rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny sasany kosa nanao hoe: «I Elia izay,» ary ny hafa indray dia hoe: «Mpaminany izay, dia toy ny iray amin’ny mpaminany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa ny sasany: –I Elià io! Ary hoy indray ny hafa: – Mpaminany io, tahaka ny anankiray tamin’ireo mpaminany fahizay.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny sasany: Elia Izy; ary hoy ny sasany: Mpaminany Izy dia toy ny anankiray amin'ny mpaminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny sasany: I Elia izany; ary hoy ny sasany: Mpaminany sahala amin’ny mpaminany hafa rehetra izany.
malagasy
Fa hoy ny sasany: Elia Izy; ary hoy ny sasany: Mpaminany Izy dia toy ny anankiray amin'ny mpaminany.