Mark 6:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nahare i Heroda dia hoy izy: I Jaona izay, ilay notapahiko loha iny; efa nitsangana tamin’ny maty izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nandre izany i Herôda dia nanao hoe: «I Joany izay e, dia ilay notapahiko ny lohany, fa efa nitsangan-ko velona avy any amin’ny maty izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Herôda rehefa nandre izany: –I Jôhany Mpanao batisa izay, ilay efa nasaiko notapahina iny ny lohany, kanefa dia izany izy velona izany indray!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nahare izany Heroda, dia hoy izy: Jaona izay, ilay notapahiko ny lohany; efa nitsangana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nahare i Heroda dia hoy izy: I Jaona izay, ilay notapahiko loha iny; efa nitsangana tamin’ny maty izy.
malagasy
Ary rehefa nahare izany Heroda, dia hoy izy: Jaona izay, ilay notapahiko ny lohany; efa nitsangana izy.