Mark 6:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Joany nanao taminy hoe: «Tsy mahazo manam-bady ny vadin-drahalahinao ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jôhany tamin’i Herôda: –Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.
Malagasy Bible 1865
Fa Jaona efa nilaza tamin'i Heroda hoe: Diso ianao, raha manambady ny vadin'ny rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Jaona dia efa nilaza tamin’i Heroda hoe: Tsy azonao atao ny maka ny vadin’ny rahalahinao.
malagasy
Fa Jaona efa nilaza tamin'i Heroda hoe: Diso ianao, raha manambady ny vadin'ny rahalahinao.