Mark 6:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Herodiasy dia nanana fo lentika taminy ka naniry hahafaty azy, nefa tsy azony notanterahina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tonga halan’i Herôdiada izy sy niriny ho faty aza, saingy tsy azony natao izany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanao otri-po tamin’i Jôhany i Herôdiada ka nifofo ny ainy, saingy tsy afa-nanoatra.
Malagasy Bible 1865
Ary Herodiasy dia nanao otri-po taminy ka naniry hahafaty azy, nefa tsy nahazo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Herodiasy dia nanana fo lentika taminy ka naniry hahafaty azy, nefa tsy azony notanterahina izany.
malagasy
Ary Herodiasy dia nanao otri-po taminy ka naniry hahafaty azy, nefa tsy nahazo.