Mark 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga anefa ny andro izay nanaovan’i Heroda fanasana ho an’ny lehibe sy ny mpifehy arivo ary ny loholona tany Galilia noho ny fitsingerenan’ny taona nahaterahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga ny andro tsara, dia ilay fitsingerenan’ny taona nahaterahan’i Herôda ka nanaovany fanasana ho an’ny manamboninahiny sy ny tomponarivo ary ny loholona tany Galilea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tonga ny fotoana nifanojo indrindra tamin’izay nilan’i Herôdiada azy, dia ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i Herôda, ka nanaovan’ity mpanjaka fanasana ho an’ireo tandapany sy ireo komandin’ny tafiny ary ireo loholona tao Galilea.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga izay andro antonona, dia ilay nanaovan'i Heroda fanasana ho an'ny lehibe sy ny mpifehy arivo ary ny loholona tany Galilia tamin'ny andro fahatsiarovana ny nahaterahany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga anefa ny andro izay nanaovan’i Heroda fanasana ho an’ny lehibe sy ny mpifehy arivo ary ny loholona tany Galilia noho ny fitsingerenan’ny taona nahaterahany.
malagasy
Ary rehefa tonga izay andro antonona, dia ilay nanaovan'i Heroda fanasana ho an'ny lehibe sy ny mpifehy arivo ary ny loholona tany Galilia tamin'ny andro fahatsiarovana ny nahaterahany,[Na: tamin'ny fitsingerenan'ny taona]