Mark 6:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tao ny zanakavavin’i Herodiasy dia nandihy ka nahafaly an’i Heroda mbamin’izay niara-nipetraka nisakafo taminy teo. Dia hoy ny mpanjaka tamin-dRazazavavy: Angataho amiko izay tianao na inona na inona fa homeko anao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niditra nandihy tao an-trano fanasana ny zanakavavin’i Herôdiada, ka nahafaly an’i Herôda sy izay niara-nihinana taminy; dia hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: «Angataho amiko izay tianao, fa homeko anao,»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra ny zanakavavin’i Herôdiada ary nandihy, ka nahafaly an’i Herôda sy ny olona niara-nisakafo taminy. Dia hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: –Angataho amiko izay tianao na inona na inona, fa homeko anao.
Malagasy Bible 1865
ka niditra ny zanakavavin'i Herodiasy ary nandihy ka nahafaly an'i Heroda mbamin'izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia hoy ny mpanjaka tamin-drazazavavy: Angataho amiko izay tianao na inona na inona, dia homeko anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tao ny zanakavavin’i Herodiasy dia nandihy ka nahafaly an’i Heroda mbamin’izay niara-nipetraka nisakafo taminy teo. Dia hoy ny mpanjaka tamin-dRazazavavy: Angataho amiko izay tianao na inona na inona fa homeko anao izany.
malagasy