Mark 6:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nianiana taminy izy ka niteny taminy hoe: Na inona na inona no hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nampiany tamim-pianianana hoe: «Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao, na dia ny antsasaky ny fanjakako aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niozona mafy tamin-drazazavavy ny mpanjaka nanao hoe: –Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.
Malagasy Bible 1865
Ary nianiana taminy hoe izy: Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakako aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nianiana taminy izy ka niteny taminy hoe: Na inona na inona no hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin’ny antsasaky ny fanjakako aza.
malagasy
Ary nianiana taminy hoe izy: Na inona na inona hangatahinao amiko dia homeko anao na dia hatramin'ny antsasaky ny fanjakako aza.