Mark 6:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa Razazavavy ka nilaza tamin’ny reniny hoe: Inona re no hangatahiko? Ary hoy ny reniny: Ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka razazavavy ka nanontany an-dreniny hoe: «Inona no hangatahiko?» Ary hoy i reniny: «Ny lohan’i Joany Batista.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nivoaka ny efitrano fisakafoana razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: –Inona no hangatahiko? Ary hoy ireniny: –Ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: Inona no hangatahiko? Ary hoy reniny: Ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa Razazavavy ka nilaza tamin’ny reniny hoe: Inona re no hangatahiko? Ary hoy ny reniny: Ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
malagasy
Dia nivoaka razazavavy ka nanao tamin-dreniny hoe: Inona no hangatahiko? Ary hoy reniny: Ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.