Mark 6:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niditra haingana niaraka tamin’izay izy ho eo amin’ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha omenao ahy haingana eo ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidodododo faingana nankao amin’ny mpanjaka izy, ka nangataka hoe: «Tiako raha homenao ahy an-dovia izao ankehitriny izao ny lohan’i Joany Batista.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niditra faingana niaraka tamin’izay razazavavy nankeo amin’ny mpanjaka ary niteny taminy hoe: –Tiako homenao ahy izao dia izao an-dovia ny lohan’i Jôhany Mpanao batisa.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra faingana niaraka tamin'izay izy ho ao amin'ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha homenao ahy faingana eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niditra haingana niaraka tamin’izay izy ho eo amin’ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha omenao ahy haingana eo ambony lovia ny lohan’i Jaona Mpanao batisa.
malagasy
Dia niditra faingana niaraka tamin'izay izy ho ao amin'ny mpanjaka ka nangataka hoe: Tiako raha homenao ahy faingana eto an-dovia ny lohan'i Jaona Mpanao-batisa.