Mark 6:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nirahiny faingana ny mpiambina anankiray nasainy nitondra ny lohan’i Joany amin’ny lovia. Dia nandeha nanapaka ny lohan’i Joany tao an-tranomaizina ilay mpiambina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo no ho eo ny mpanjaka dia naniraka mpiambina nomeny baiko hitondra ny lohan’i Jôhany. Dia lasa ilay io ka nanapa-doha azy tany am-ponja.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan'i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina ka nasainy noentiny teo aminy ny lohan’i Jaona. Dia nandeha io ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohan’i Jaona.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay ny mpanjaka dia naniraka mpiambina, ka nasainy nentiny ny lohan'i Jaona. Ary dia nandeha izy, ka notapahiny tao an-tranomaizina ny lohany.