Mark 6:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomeny an-dRazazavavy; ary Razazavavy kosa dia nanome izany ny reniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nitondra azy tamin’ny lovia, ary nomeny an-drazazavavy dia nomen-drazazavavy an-dreniny kosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentiny an-dovia ny lohan’i Jôhany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa nanome azy an-dreniny.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny teo ambony lovia ny lohan’i Jaona ka nomeny an-dRazazavavy; ary Razazavavy kosa dia nanome izany ny reniny.
malagasy
Dia nentiny teo an-dovia ny lohany ka nomeny an-drazazavavy; ary razazavavy kosa dia nanome azy an-dreniny.