Mark 6:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany ny mpianany, dia tonga naka ny fatiny ka nandevina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandre izany ny mpianatr’i Jôhany, ka tonga naka ny fatiny ary nandevina azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany ny mpianatr’i Jaona dia tonga ka naka ny fatiny ary nandevina azy.
malagasy
Ary rehefa nandre izany ny mpianany, dia tonga ka naka ny faty ary nandevina azy.