Mark 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ilay mpandrafitra, zanak’i Maria, ary rahalahin’i Jakoba sy i Josesy ary i Jodasy sy i Simona va Izy io? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina Taminy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy io va ilay mpandrafitra, Zanak’i Maria, rahalahin’i Jakôba sy i Josefa ary i Jodà sy i Simôna? Moa tsy atỳ amintsika va ny anabaviny?» Dia tafintohina taminy, izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ilay mpandrafitra ve io, ilay zanak’i Maria sady rahalahin’i Jakôba sy i Jôsèta ary i Joda sy i Simôna? Ary tsy ireto miara-monina amintsika ireto ve ny anabaviny? Dia voasakana hino Azy ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Tsy ilay mpandrafitra, zanak'i Maria, ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy sy Simona va Ilehity? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina taminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ilay mpandrafitra, zanak’i Maria, ary rahalahin’i Jakoba sy i Josesy ary i Jodasy sy i Simona va Izy io? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina Taminy izy.
malagasy
Tsy ilay mpandrafitra, zanak'i Maria, ary rahalahin'i Jakoba sy Josesy sy Jodasy sy Simona va Ilehity? Ary tsy etỳ amintsika va ireo anabaviny? Dia tafintohina taminy izy.