Mark 6:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary vory teo akaikin’i Jesosy ny Apostoly ka nilaza ny tatitry ny zavatra rehetra izay nataony sy nampianariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niverina teo amin’i Jesoa ny Apôstôly, dia nilaza taminy ny zavatra rehetra nataony sy nampianariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia niverina teo amin’i Jesoa ireo apôstôly nitantara taminy izay rehetra nataony sy nampianariny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Apostoly niangona teo amin'i Jesosy ka nilaza taminy izay rehetra efa nataony mbamin'izay nampianariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary vory teo akaikin’i Jesosy ny Apostoly ka nilaza ny tatitry ny zavatra rehetra izay nataony sy nampianariny.
malagasy
Ary ny Apostoly niangona teo amin'i Jesosy ka nilaza taminy izay rehetra efa nataony mbamin'izay nampianariny.