Mark 6:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha an-tsambokely izy ireo mba hitokana any an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niara-niondrana an-tsambo kely izy ireo ka lasa nitokana any amin’ny tany mangingina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niondrana an-tsambokely ry i Jesoa ka nandeha nitokana any an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha an-tsambokely izy ireo mba hitokana any an-tany efitra.
malagasy
Dia nandeha an-tsambokely izy hitokana any an-tany foana.