Mark 6:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianany ka nilaza hoe: Atỳ an-tany efitra isika izao, ary hariva ity ny andro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Ny tany efitra; ny andro efa hariva,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa hariva ny andro vao nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: –Taniefitra ity toerana ity ary ny andro efa hariva;
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: Tany foana ity, ka efa hariva ny andro ankehitriny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianany ka nilaza hoe: Atỳ an-tany efitra isika izao, ary hariva ity ny andro;
malagasy
Ary rehefa hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: Tany foana ity, ka efa hariva ny andro ankehitriny;