Mark 6:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ampodio ny olona hankany amin’ny tanàna kely manodidina mba hividy hanina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka alefaso ny olona handeha hividy hanina any amin’ny tanàna sy ny vohitra manodidina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ravao ny olona mba handeha hividy sakafo eny amin’ny trano an-tsaha sy tanàna kely manodidina.
Malagasy Bible 1865
ravao ny olona mba hankanesany eny an-tsaha sy eny amin'ny vohitra manodidina hividy hanina ho azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ampodio ny olona hankany amin’ny tanàna kely manodidina mba hividy hanina.
malagasy
ravao ny olona mba hankanesany eny an-tsaha sy eny amin'ny vohitra manodidina hividy hanina ho azy.