Mark 6:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny navaliny azy: Omeo hanina ireo olona ireo. Hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon’ny denaria roanjato va izahay hohaniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no navaliny azy ireo: «Omeonareo hanina izy,» ka hoy ireo taminy: «Handeha hividy mofon-denie roan-jato va izahay ka homenay azy hohaniny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Ianareo ihany no aoka hanome hanina azy. Dia hoy ny mpianatra taminy: –Ka handeha àry ve izahay hividy mofo denàry roanjato homena hohaniny?
Malagasy Bible 1865
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Omeonareo hanina izy. Fa hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon'ny denaria roan-jato va izahay, ka homenay azy hohaniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny navaliny azy: Omeo hanina ireo olona ireo. Hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon’ny denaria* roanjato va izahay hohaniny?
malagasy
Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Omeonareo hanina izy. Fa hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon'ny denaria roan-jato va izahay, ka homenay azy hohaniny?