Mark 6:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izy tamin’izy ireo: Misy mofo firy any aminareo? Andeha hoe jereo. Ary rehefa fantatra ny isany dia hoy izy ireo: Dimy sy hazandrano roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Manana mofo firy ianareo? Mandehana hoe zahao.» Ary rehefa nozahàny, dia hoy izy: «Mofo dimy sy hazandrano roa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –Misy mofo firy any aminareo? Ndeha hoe jereo. Ka nony fantatry ny mpianany, dia hoy ireo hoe: –Mofo dimy, ary koa trondro roa!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Andeha, izahao. Ary rehefa fantany, dia hoy izy: Dimy sy hazandrano roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izy tamin’izy ireo: Misy mofo firy any aminareo? Andeha hoe jereo. Ary rehefa fantatra ny isany dia hoy izy ireo: Dimy sy hazandrano roa.
malagasy
Fa hoy Izy taminy: Misy mofo firy any aminareo? Andeha, izahao. Ary rehefa fantany, dia hoy izy: Dimy sy hazandrano roa.