Mark 6:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nasain’i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra ny mpianatra ka natao mitsitokotoko teny ambonin’ny ahi-maitso ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy napetraka ny olona rehetra hatao mitsitokotoko eny amin’ny ahi-maitso izy ireo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomen’i Jesoa baiko ny mpianatra hampipetraka ny olona rehetra, ka hampitsitokotoko azy eny ambony ahi-maitso.
Malagasy Bible 1865
Dia nasain'i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin'ny ahi-maitso izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nasain’i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra ny mpianatra ka natao mitsitokotoko teny ambonin’ny ahi-maitso ireo.
malagasy
Dia nasain'i Jesosy nampipetraka ny olona rehetra hatao an-tokotokony eny ambonin'ny ahi-maitso izy.