Mark 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany atao tsinontsinona raha tsy eo amin’ny taniny sy ny havany ary ny fianakaviany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Tsy misy mpaminany tsy enin-kaja afa-tsy amin’ny taniny sy amin’ny fianakaviany ary amin’ny havany ihany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: – Mpaminany tsy hajaina eo amin’ny tanàna nahabe azy sy eo amin’ny havany ary eo amin’ny fianakaviany, na dia heni-kaja any an-kafa aza!
Malagasy Bible 1865
Fa ho Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina afa-tsy eo amin'ny taniny sy ny havany ary ny ankohonany ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany atao tsinontsinona raha tsy eo amin’ny taniny sy ny havany ary ny fianakaviany ihany.
malagasy
Fa ho Jesosy taminy: Tsy misy mpaminany tsy hajaina afa-tsy eo amin'ny taniny sy ny havany ary ny ankohonany ihany.