Mark 6:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa dia nipetraka ho antokony zato sy dimampolo avy ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nipetraka mitsitokotoko izy, ny sasany zato, ary ny sasany dimampolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nipetraka nitsitokotoko zato sy dimampolo avy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Dia nipetraka an-tokony zato sy dimam-polo avy ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa dia nipetraka ho antokony zato sy dimampolo avy ny olona.
malagasy
Dia nipetraka an-tokony zato sy dimam-polo avy ny olona.