Mark 6:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Samy nihinana avokoa ny olona rehetra ka voky.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihinana izy rehetra ka voky;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky.
Malagasy Bible 1865
Ary samy nihinana avokoa ny olona rehetra ka voky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Samy nihinana avokoa ny olona rehetra ka voky.
malagasy
Ary samy nihinana avokoa ny olona rehetra ka voky.